|
|
|
|

Entry (1/4)1  tory
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanesorana ny kiran-javatra hahazoana kofehy
Fakana ny tadim-baliha amin' ny tenany ihany, na ny tadim-baliha mihitsy: Valiha tory folo
Fandrasana hena izay atao didy vaventy: Torin-kena (hena vita didy vaventy mitsoriaka)
Soritra enti-manasaraka fari-tanimbary na tanimboly, na ny tanimboly voasarak' io soritra io mihitsy: Mangahazo iray tory
Explanations in French  4  [1.3#732] incision, ligne
sillon pour séparer, pour déssécher les rizières
action de séparer les filaments du roFIa, du chanvre, de l'écorce du zoZOro
5  [1.196] (racine verbale, toute l'île). Action de défibrer, d'extraire les fibres d'une feuille, d'une écorce, etc.
Derivatives 
6  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/4)17  tory
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Fiampangana olona iray ho nanao ratsy eo anatrehan' ny antokon-draharaham-pitsarana
Explanations in French  20  [1.3#732] dénonciation, accusation
Derivatives 
21  Active verbs :
22  Passive verbs :
23  Names :
24  Adjectives :

Entry (3/4)25  tory
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  [1.1] Filazana, fandaharana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra
Explanations in French  28  [1.3#732] prédication
Compound words 

Entry (4/4)30  tory
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32  [1.78] [Taisaka] torimaso
33  [1.1] Fotoana ialan' ny tena manontolo sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena, ka ny asa tsy miankina amin' ny sitrapo mamelona ny tena ihany no sisa mandeha, toy ny fitepon' ny fo, ny fakana fofon' aina...: Resin-tory aho tamin' ny fijerena sarimihetsika ~ Rendrika ao anatin' ny torimaso izy
Explanations in English  34  [1.2] sleep
Explanations in French  35  [1.3#731] sommeil
Examples  36  Tsy mba nahita tory izy, fa niandry izay hahantoandro ny andro hiantsoan' ny fanjakana azy. [2.324]
Derivatives 
37  Active verbs :
38  Relative verbs :
39  Names :
Synonyms  40  torimaso
Compound words 

Anagrams  52 

Updated on 2025/01/21