Entry | fatoriana (tory) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fahalatsahana ao anatin' ny torimaso:
Nandritrany fatorian' ny mpiambina no nandosiran' ilay gadra Toerana na zavatra andriana: Mafy loatra izany fatoriana izany ka marary ny lamosiko [1.1] | ||||
Examples | Ao amin' io efitra io no fatorian' I Manana sy Feno.
[2.472] | ||||
Morphology |
| ||||
Compound words |
| ||||
Anagrams | fatoriana, firaotana, firoatana, ifatorana, tafaorina, tafariona |
Updated on 2023/01/20 |