Entry | 1 fatoriana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahalatsahana ao anatin' ny torimaso: Nandritrany fatorian' ny mpiambina no nandosiran' ilay gadra Toerana na zavatra andriana: Mafy loatra izany fatoriana izany ka marary ny lamosiko |
Examples |
4 [2.472] Ao amin' io efitra io no fatorian' I Manana sy Feno. |
Root | 5 tory |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 9 atrifanao, faritanao, fatoranay, fatoriana, firaotana, firoatana, ifatorana, tafaorina, tafarinao, tafariona, tarafinao, tarofanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |