|
|
|
|

Entry1  matory
Root  2  tory
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Latsaka ao anatin' ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary [1.1]
Explanations in English  5  to sleep [1.7]
Explanations in French  6  dormir [1.8]
Examples  7  Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324]
8  manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470]
9  na matory na tsy matory, tsy re ny moka. [2.472]
10  Impiry aho no nitantara tamin' ise fa misy aloka maneloelo ny fiainako, saingy nilaozan' ise natory? [2.5]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  mandry, midaboka, mandamoka, mibafoka, mibonoka, mifonoka, mandry mitsilany, mandry mihohoka, mandry mihorirana, mandry ilika
Compound words 
Proverbs  24  Proverbs containing the word matory

Anagrams  25  marito, matory, miotra, mirota, mitôra, mitroa, oritam, raotim, roatim, tarimo

Updated on 2023/08/01