Entry | 1 fitotototo |
Root | 2 totototo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitotototo, izany hoe mivezivezy manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona |
Synonyms | 5 fitotototoana |
Updated on 2023/01/05 |