Entry | 1 fitotototoana |
Root | 2 totototo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fivezivezena manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona: Mampangoraka ny mijery ny fitotototoan' io vehivavy marary anaka io [1.1] |
Synonyms | 5 fitotototo |
Updated on 2023/01/05 |