|
|
|
|

Entry1  fitrandrahana
Root  2  trandraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena
Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka
Explanations in French  5  [1.13] exploitation
Examples  6  D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded=fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO [5.mg.http://www.youtube.com/watch?v]

Updated on 2024/12/11