|
|
|
|

Entry (1/2)1  trandraka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany
Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana.
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :

Entry (2/2)9  trandraka
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny)
Explanations in English  12  [5.en.https://www.tenrec.org] tail-less tenrec (Tenrec ecaudatus)
Explanations in French  13  [4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org] tenrec commun (Tenrec ecaudatus)
14  [5.fr.https://www.tenrec.org] grand tenrec, tangue
15  [1.405] [Sakalava-Mayotte] hérisson
Explanations in German  16  [5.de.https://www.tenrec.org] Großer Tanrek
Examples  17  Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka. [2.245#57]
18  "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [2.48]
Vocabulary  19  Zoology: mammals
Other spellings  20  tandraka
Synonyms  21  kelora
Zoonyms 
Scientific name 
Proverbs  24  Proverbs containing the word trandraka

Anagrams  25 

Updated on 2025/01/21