Entry | 1 fitroarana |
Root | 2 troatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Ohatra ny tselatra ny fitroaran-dRabe nahita ny zanany kely nilalao tery amorontevana 5 Fahatairana biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra: Vaky tady Isambilo nahita ny fitroaran' ilay omby 6 Hatezerana, fahatezerana: Tsy nahateny Rasoa noho ny fitroaran-dRakoto vadiny [1.1] |
Updated on 2023/01/05 |