Entry | 1 fitroarana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Ohatra ny tselatra ny fitroaran-dRabe nahita ny zanany kely nilalao tery amorontevana Fahatairana biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra: Vaky tady Isambilo nahita ny fitroaran' ilay omby Hatezerana, fahatezerana: Tsy nahateny Rasoa noho ny fitroaran-dRakoto vadiny |
Root | 4 troatra |
Anagrams | 5 fanaritrao, fitroarana, ifaroratan, nafaritrao, narafitrao, narifatrao, nifarorata |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |