|
|
|
|

Entry1  fitsaharana
Root  2  tsahatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha
5  Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana [1.1]
Explanations in English  6  a pause, rest [1.7]
Explanations in French  7  pause, repos [1.8]
Examples  8  Ny alahady no fotoana mba fitsaharana. [2.472#]
9  Efa mby amin'ny fitsaharana amin'ny asany angaha. [2.895#]
Article  10  Randzavola: fitsaharana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/01/20