|
|
|
|

Entry1  fitsaharana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha
Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana
Explanations in English  4  [1.7] a pause, rest
Explanations in French  5  [1.8] pause, repos
Examples  6  [2.472#] Ny alahady no fotoana mba fitsaharana.
7  [2.895#] Efa mby amin'ny fitsaharana amin'ny asany angaha.
Root  8  tsahatra
Article  9  Randzavola: fitsaharana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  10  faharatsian, fahatsarany, faratsahany, fitsaharana, hafaratsany, ifaratsahan, nifaratsaha, tsarafanahy, tsara fanahy

Updated on 2025/04/19