|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsaihana
Root  2  tsaika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy
Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto
Synonyms  5  fitsaikana

Entry (2/2)6  fitsaihana
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.13] fihaonan'ny tsiry lahy sy vavy hanome tsaika
Explanations in French  9  [1.13] fécondation
Vocabulary  10  Biology

Anagrams  11  fahitsiaña, fahitsiana, fitsaihana, fitsiahana, ifanitsaha, ifitsahana

Updated on 2025/02/05