|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsaikana
Root  2  tsaika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara [1.1]

Entry (2/2)5  fitsaikana
Root  6  tsaika
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy
9  Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [1.1]
Synonyms  10  fitsaihana

Anagrams  11  fitsaikana, tafasikina, tsaikafina

Updated on 2020/07/31