Entry | fitsaikonana (tsaikona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Famindran' ny soavaly mandeha haingana tsy manipy tanana; fanaovana hazakaza-madinika: Raha tsy tianao ny firiotran' ny soavaly, baikoy hanao fitsaikonana [1.1] | |
Anagrams | fitakosinana, fitsaikonana |
Updated on 2023/01/05 |