|
|
|
|

Entry1  tsaikona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ilay famindra ataon' ny soavaly raha tsy manipy tanana izy
Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika toy ny hiriotra.
Explanations in French  4  [1.3#749] petit trot
pas de marche un peu précipité des porteurs
Examples  5  Ny tsaikona dia hazakaza-madinika. [2.643#]
6  Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21