Entry | 1 fitsara |
Root | 2 tsara |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety 5 Azo tsaraina [1.1] |
Examples |
6 Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? [2.996#] |
Compound words |
|
Anagrams | 8 fa-tsira, fitsara, safitra |
Updated on 2023/04/14 |