Entry | 1 fitsarapahana |
Root | 2 tsarapaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |