Entry | 1 tsarapaka |
Root | 2 tsapaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fianjerana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin' ny toerana misy loza; fibolisarana ao anaty tevana [1.1] |
Explanations in French |
5 action de se lancer, de se précipiter dans, de tomber, de glisser dans [1.3] |
Derivatives |
|
Anagrams | 11 atsarapak, tsarapaka |
Updated on 2023/01/20 |