|
|
|
|

Entry1  fitsetsatsetsa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomban' ny afo mitsetsatsetsa, izany hoe mirefodrefotra noho izy voatondra-drano na menaka
Explanations in French  4  [1.13] grésillement
Vocabulary  5  Sound
Root  6  tsetsatsetsa

Updated on 2024/12/11