|
|
|
|

Entry1  fitsikarohana
Root  2  tsikaroka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay
Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy

Anagrams  5  fahoriantsika, fitsikarohana, ifoharantsika, iharofantsika

Updated on 2025/01/21