|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsikerana
Root  2  tsikera
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanasaratsarahana, tsy famelana hifitsaka: Ny anton' ny fitsikerana ny mololo dia mba hahamaina azy haingana [1.1]
Explanations in French  5  l'état de ce qui est détaché, espacé, clair, la cause [1.3]

Entry (2/2)6  fitsikerana
Root  7  tsikera
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Fanaratsarahana, fivoasana: Fitsikerana lahatsoratra [1.1]
Explanations in French  10  analyse [1.13, 1.5]
11  critique [1.5]
Compound words 

Anagrams  13  aferintsika, arefintsika, efarintsika, fitsikerana, iferantsika

Updated on 2020/07/31