Entry | 1 tsikera |
Root | 2 kera |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin' ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman' olona iray |
Explanations in French |
5 [1.13, 1.5] critique, analyse |
Examples |
6 Izany rehetra izany dia tsikera nataon' olona teo imason' i Voavy taty aoriana, ary mba nohazavainy tamin' izy roa lahy namany nony avy eo. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 karitse, retsika, sekatry, tsarike, tserika, tsikera, tsirake |
Updated on 2023/09/10 |