|
|
|
|

Entry1  tsikeraina
Root  2  tsikera
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao izay hahatonga ny zavatra iray hisaratsaraka, tsy hifintina na hifitsaka: Tsikerao ireo mololo ireo hizahana izay peratrao very izay
(hevitra) Savasavaina amin' ny lafiny rehetra: Notsikerainy ny hevitr' ilay ohabolana hoe: Vivỳ nanitrika ka bongo mason' ny nahiny
Tanisanisaina ny kileman' olona iray: Notsikerain-dRasoa tamin' ny manodidina ny toetran' ny vadiny
Explanations in French  5  [1.5] qu'on critique
Examples  6  Azo tsikeraina ambony ihany ve izany? [2.298#147]
7  Koa ny teny sy ny hevitra fonosiny ihany sisa no tena azo tsikeraina eto. [2.606#93]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21