|
|
|
|

Entry1  tsikera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin' ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman' olona iray
Explanations in French  4  [1.13, 1.5] critique, analyse
Examples  5  [2.472] Izany rehetra izany dia tsikera nataon' olona teo imason' i Voavy taty aoriana, ary mba nohazavainy tamin' izy roa lahy namany nony avy eo.
Root  6  kera
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  14  karitse, retsika, sekatry, tsarike, tserika, tsikera, tsirake

Updated on 2025/03/30