Entry |
manatsikera
(tsikera (kera))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsy mamela hifatratra na hifitsaka: Manatsikera landihazo hatao sesi-kidoro [1.1]
|
Explanations in French | Fouiller, critiquer [1.5]
|
Examples | ery amin' ny fara-vodilanitra ery ary injany rivotra maherihery fihavy mampidoladola ny hazo ao an-tanàna, sy manatsikera ny tafon-trano ravinala.
[2.499]
|
Morphology |
Present : |
manatsikera |
Past : |
nanatsikera |
Future : |
hanatsikera |
Imperative : |
manatsikerà |
|
|
Entry |
manatsikerà
(tsikera)
|
Part of speech | imperative of active verb manatsikera
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|