Entry 1/2 |
mitsikera
(tsikera (kera))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manakofoka tsy mamela hifatratra na hifitsaka Manaratsy: Tsy manao afa-tsy mitsikera ny toetran-dRasoa izy Milazalaza izay rehetra mikasika zavatra na olona iray; milazalaza ny hevitra samihafa fonosin' ny lohateny iray: Mitsikera lahatsoratra [1.1]
|
| Mijery ny lafitsara sy lafiratsy amin'ny zavatra iray [1.13]
|
Explanations in French | Analyser; critiquer [1.13]
|
| Critiquer [1.5]
|
Morphology |
Present : |
mitsikera |
Past : |
nitsikera |
Future : |
hitsikera |
Imperative : |
mitsikerà |
|
Compound words |
|
|
Entry 2/2 |
mitsikerà
(tsikera (kera))
|
Part of speech | imperative of active verb mitsikera
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|