|
|
|
|

Entry1  fitsilailaizana
Root  2  tsilailay
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy ny fitsilailaizana eny ambony ahitra
Fitaredretrana, fitsiredaredana: Ny fitsilailaizana fomban' ny kamo

Updated on 2024/12/11