|
|
|
|

Entry1  fitsilailaizana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy ny fitsilailaizana eny ambony ahitra
Fitaredretrana, fitsiredaredana: Ny fitsilailaizana fomban' ny kamo
Root  4  tsilailay

Updated on 2024/12/11