Entry | 1 fitsimbinana |
Root | 2 tsimbina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty 5 Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao 6 Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra [1.1] |
Updated on 2023/01/05 |