|
|
|
|

Entry1  fitsimbinana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty
Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao
Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra
Root  4  tsimbina

Updated on 2024/12/11