|
|
|
|

Entry1  fitsindrantsindranana
Root  2  tsindrantsindrana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fikorontànan' ny volo fa misy mitsangantsangana na mitsingatotra
5  Fipelipelehan' ny zazavavy tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1]

Updated on 2023/01/05