Entry | 1 tsindrantsindrana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny toe-javatra tsy milamina, somaradimbana, mikorontana toy ny volo mitsangantsangana, mitsibolobolo 4 Fihetsika mipelipelika, tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 atsindrantsindran, natsindrantsindra, tsindrantsindrana |
Updated on 2020/07/31 |