Entry | 1 fitsindrohana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitsaingohan' ny vavam-borona voan-javatra amin' ny tany: Ny fitsindrohan' ny vorona ny voa amin' ny tany no ivelomany Fandraisana zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Nifaninana tamin' ny fitsindrohana ny voankazo latsaka tamin' ny tany ny ankizy |
Root | 4 tsindroka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |