|
|
|
|

Entry1  fitsindrohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitsaingohan' ny vavam-borona voan-javatra amin' ny tany: Ny fitsindrohan' ny vorona ny voa amin' ny tany no ivelomany
Fandraisana zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Nifaninana tamin' ny fitsindrohana ny voankazo latsaka tamin' ny tany ny ankizy
Root  4  tsindroka

Updated on 2024/12/11