Entry | 1 fitsinginana |
Root | 2 tsingina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandraisana (zavatra) amin' ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto 5 Fakana izay voafihina amin' ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely [1.1] |
Updated on 2023/01/20 |