Entry | 1 fitsinginana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandraisana (zavatra) amin' ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto Fakana izay voafihina amin' ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely |
Root | 4 tsingina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |