|
|
|
|

Entry1  fitsitsy
Root  2  tsitsy
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mitsitsy, izany hoe tsy mandanilany foana, mandala
5  Azo tsitsina [1.1]
Examples  6  Tamiko anefa, ninoako fa matoa toy izao ny endriky ny zavatra nihatra tamiko, dia indrindra satria mahantra izahay, ka tsy fitsitsy ary tsy misy misakantsakana amin' izay tiana hatao sy tiana hotenenina. [2.472#]

Updated on 2023/04/14