|
|
|
|

Entry1  fivantanana
Root  2  vantana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandehanana manitsy avy hatrany: Nahazendana ahy ny fivantanan' ilay olona nankeo amiko, nefa tsy fantany velively aho
5  Fandehanana tsy misy mitana: Ny fivantanan' ilay fiarakodia teo amin' ny fidinana no nahabe ny maty
6  Fitenenana tsy misy fitsimbintsimbinana:Tsy azoazoko ny fivantonan' ny tenin-dRangahy iny
7  Toerana faleha avy hatrany: Itỳ no trano fivantananay rehefa miakatra [1.1]

Updated on 2023/01/20