Entry (1/2) | 1 vantana |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Mahitsy: Vantana ity lalana ity fa aroho 9 Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny 10 Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany! [1.1] |
Explanations in English |
11 straight forward, open [1.7] |
Explanations in French |
12 droit, sans détours, ouvert, simple, clair, par où l'on passe aisément, correct: Vantana ny ankizy madinika, raha milaza zavatra (Les enfants parlent sans détours, sont ouverts, simples, quand ils disent quelque chose) ~ Vantana loatra ny hiranareo (Votre chant est trop simple) ~ Vantana io lalana io (Ce chemin est droit, facile) ~ Vantana ny fiteniny (Son language est clair, correct) [1.3] |
Examples |
13 Tsotra ny teninareo, ka mba tsotra sy vantana koa no havaliko azy. [2.587#] 14 Fa ny fantatra ho niara-nandrongatra sahala amin' ny vantana iray, dia ny ala atsinanana rehetra sy ny faritany manamorona azy. [2.472#] |
Entry (2/2) | 15 vantana |
Part of speech | 16 adjective |
Vocabulary |
17 Health |
Explanations in Malagasy |
18 Voan' ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao Ibalita hatramin' ny aninaraina [1.1] |
Explanations in French |
19 qui a la diarrhée [1.3] |
Updated on 2023/10/24 |