Entry | famantanana (vantana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandehanana mahitsy mankany... fanitsiana, fahatongavana tsy mivilivily, fandehanana tsy misy mitana Toerana faleha avy hatrany: Atỳ aminay no famantanan'i dadatoa isaky ny miakatra [1.1] | |
Anagrams | famantanana, fanamantana |
Updated on 2023/01/20 |