|
|
|
|

Entry1  famantanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandehanana mahitsy mankany... fanitsiana, fahatongavana tsy mivilivily, fandehanana tsy misy mitana
Toerana faleha avy hatrany: Atỳ aminay no famantanan'i dadatoa isaky ny miakatra
Root  4  vantana

Anagrams  5  famantanana, fanamantana

Updated on 2025/01/21