Entry 1/2 | mamantana (vantana) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin' ny Paositra ity lalana itỳ Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapaka, hono, ny gadran-kodiarana [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry 2/2 | mamantàna (vantana) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mamantana | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | mamantana, manamanta |
Updated on 2023/01/20 |