|
|
|
|

Entry1  fivimbinana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io
Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao
Root  4  vimbina

Updated on 2024/12/11