Entry | 1 fivimbinana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao |
Root | 4 vimbina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |