Entry (1/2) | 1 fivondronana |
Root | 2 vondrona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitambaran' olona na zavatra mikambana ho iray: Noho ny fivondronan' ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io [1.1] |
Explanations in French |
5 groupement [1.5#339] |
Examples |
6 Ary raha jerena toa tia fivondronana kosa isika Malagasy, dia lavitra antsika ny firaisan-kina! [2.503#51] |
Entry (2/2) | 7 fivondronana |
Root | 8 vondrona |
Part of speech | 9 noun |
Vocabulary |
10 Politique |
Explanations in Malagasy |
11 Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1] |
Explanations in French |
12 unité administrative équivalente à la préfecture [1.5#339] |
Examples |
13 Tonga teto omaly ny mpiasan'ny fivondronana. [2.445#10] |
Synonyms | 14 fivondronam-pokontany |
Updated on 2020/07/31 |