|
|
|
|

Entry1  fivondronam-pokontany
Elementary words  2  fivondrona, fokontany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1]
Examples  5  Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany. [2.114#]
Synonyms  6  fivondronana

Updated on 2023/12/08