|
|
|
|

Entry1  fivondronam-pokontany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany
Examples  4  [2.114#] Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany.
Elementary words  5  fivondrona, fokontany
Synonyms  6  fivondronana

Updated on 2024/12/10