Entry |
fokontany
|
Elementary words | foko ; tany |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Fizaran-tany amin'ny kantao [1.78]
|
| Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [1.1]
|
Explanations in French | [Taisaka]
Les gens du clan [1.82]
|
Examples |
1 | Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny Fokontany.
[2.606]
|
2 | manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina.
[4.27]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Analogs |
faritany ~
fivondronana ~
firaisana |
|