Entry | 1 fivoravorana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiboraborana, fiketrahana, figoragorana: Manahirana ny fitondrana an' io entana io noho ny fivoravorony Fitaraikiraikena, fiveraverana: Noho ny fivoravoranao no nahavaky io kaopy io |
Root | 4 voravora |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |